|
|
|
|

Teny iditra1  Ny Ohabolan' ny Ntaolo
Singan-teny  2 ohatra, 3 volana, 4 ntaolo
Sokajin-teny  5  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  6 nangonin' i W. Cousins sy Parrett ary navoakany tamin' ny taona 1885.
7 Misy ohabolana 3.818 ao, voalohatra araka ny abidia fotsiny ary tsy misy dikan-teny [2.299#7]
Voambolana  8  Haisoratra
Mpanoratra  9 Parett J
10 Cousins William Edward
Mpanonta printy  11  London Missionary Society. 1885.

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17